Dd

944

由 Yarli Kristian 使用 Suno AI

Dd
v4

@Yarli Kristian

Dd
v4

@Yarli Kristian

lyrics
[intrô]:
Eeeee ee ee eeee
E e eee e ee eeee
Nanananana
Djiiim's ou uuuuuuuuuuuuuuummmmm

[Vers 1]:
Olala, tonga gny année scolaire
Hianatra, fa niala gne vacances
Fa nikisaka gne tanà
Da hiala gne akama

[Pré-Refrain]:
Fa iaho vaovao
Tsy Mahalala gny Atsimo sy Avaratry
[Plusieurs voice]: (Atsimo sy Avaratry)
Teo nanomboka gne tantara
[Plusieurs voice grand]:(Teo nanomboka gne tantara)


[Réfrain]:
Lasa jamba jamba an'iaho
Vo nahita anao
[Plusieurs voice petit]: (Vo nahita anao)
Lasa tsy alèse an'i aho
Voh nandré feo nao
[Plusieurs voice grand]: (voh nandré feo nao)

[Vers 2]:
Nangata fagnampia tame namako
An'iaho [Plusieurs voice grand]:( Mba hiresahako aminao)
Fa mamay, miresaka aminao iaho mamay
Satria iaho lasa Tia

[Pré-Refrain]:
Iao mba nagnandragny hiresaka amin'azy
[Plusieurs voice grand]:(Fa tsy niasany loa, fa tsy niasany loa)
Marary marary!
[Plusieurs voice grand]: ay aiaa ai aaa ! Mizaly

Ôoo rô Stania, Ôoo rô Stania
[Plusieurs voice grand]: Anao gny mahavery gne fagna

[Réfrain]:
Tiako anao ro, tiako anao
Da sagnatria gny handao
Tiako ra anao gny ataoko Malala
Satria mahita anao mila ho lasa adala

Stania, Stania
Tiaaaaako! Anao anao anao
(Nananana! Nananana!)
(Sa ve anao efa managna olo tianao hafa)
音乐风格
Afro pop

你可能会喜欢

歌曲的封面Sevgi Nidosi
v4

由 Хайрула Абдурахимов 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面守護禪心
v4

由 AURORA COLOR 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面35 év
v4

由 MaX DJ. (MegaDanceRadio) 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面A nivurella
v4

由 Pino Secreti 使用 Suno AI 创建

相关播放列表

歌曲的封面5
v4

由 Jan Jan 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面MIŁOŚĆ SMAKUJE CISZĄ
v5

由 slawomir 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面Neon Titans
v5

由 Daruta Vera 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面С днем рождения Белоус Сергей
v4

由 Сергей Маслов 使用 Suno AI 创建