Dd

649

Musik erstellt von Yarli Kristian mit Suno AI

Dd
v4

@Yarli Kristian

Dd
v4

@Yarli Kristian

Text
[intrô]:
Eeeee ee ee eeee
E e eee e ee eeee
Nanananana
Djiiim's ou uuuuuuuuuuuuuuummmmm

[Vers 1]:
Olala, tonga gny année scolaire
Hianatra, fa niala gne vacances
Fa nikisaka gne tanà
Da hiala gne akama

[Pré-Refrain]:
Fa iaho vaovao
Tsy Mahalala gny Atsimo sy Avaratry
[Plusieurs voice]: (Atsimo sy Avaratry)
Teo nanomboka gne tantara
[Plusieurs voice grand]:(Teo nanomboka gne tantara)


[Réfrain]:
Lasa jamba jamba an'iaho
Vo nahita anao
[Plusieurs voice petit]: (Vo nahita anao)
Lasa tsy alèse an'i aho
Voh nandré feo nao
[Plusieurs voice grand]: (voh nandré feo nao)

[Vers 2]:
Nangata fagnampia tame namako
An'iaho [Plusieurs voice grand]:( Mba hiresahako aminao)
Fa mamay, miresaka aminao iaho mamay
Satria iaho lasa Tia

[Pré-Refrain]:
Iao mba nagnandragny hiresaka amin'azy
[Plusieurs voice grand]:(Fa tsy niasany loa, fa tsy niasany loa)
Marary marary!
[Plusieurs voice grand]: ay aiaa ai aaa ! Mizaly

Ôoo rô Stania, Ôoo rô Stania
[Plusieurs voice grand]: Anao gny mahavery gne fagna

[Réfrain]:
Tiako anao ro, tiako anao
Da sagnatria gny handao
Tiako ra anao gny ataoko Malala
Satria mahita anao mila ho lasa adala

Stania, Stania
Tiaaaaako! Anao anao anao
(Nananana! Nananana!)
(Sa ve anao efa managna olo tianao hafa)
Musikstyle
Afro pop

Du magst vielleicht

Cover des Liedes Oh Rose, My Darling
v5

Erstellt von Jerzyna K mit Suno AI

Cover des Liedes DIME QUE HARAS
v4

Erstellt von Erick Habram mit Suno AI

Cover des Liedes SHINE ON
v5

Erstellt von GromekEssex mit Suno AI

Verwandte Playlist