Ilay be Fitiavana

42

由 Rija Faniriantsoa 使用 Suno AI

歌曲的封面Ilay be Fitiavana
Ilay be Fitiavana
v6 Mini

@Rija Faniriantsoa

歌曲的封面Ilay be Fitiavana
Ilay be Fitiavana
v6 Mini

@Rija Faniriantsoa

lyrics
1
Aleuloia ,aleuloia, aleuloia
Ianao Jesoa no mpamonjy,sady Ilay mahery
Mpanjaka,. Mpanavotra ..,mpamela heloka..!
Indro: atolotray ny fonay..
Henoy; Ary faingana
mba hanome hery Ny finoako ......ou, ou, ou,
feno fandrika eo anoloako
Feno zava-manahirana tsy mora sedraina
Refrain :
Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy
Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino
Fantatray fa be fitiavana ianao
Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany
Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana.
. ou, ou, ou, ou, ou, ou
2
Betsaka ireo ho very ...satria maro ny fitaka
Maro no milaza fa ianao dia bé fitiavana
Mpampianatra ny Lalan'ny Ray
Nefa vitsy ireo hanarak'izany....
Efa voasoratra fa maro no tia fahafinaretana
Mihoatra noho n'y fitiavana anao..
Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy
Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino
Fantatray fa be fitiavana ianao
Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany....
Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana.
. ou, ou, ou, ou, ou, ou
3
Mifona e! Mifona sy mibebaka..mifona..(mifona e...
1
Aleuloia ,aleuloia, aleuloia
Ianao Jesoa no mpamonjy,sady Ilay mahery
Mpanjaka,. Mpanavotra ..,mpamela heloka..!
Indro: atolotray ny fonay..
Henoy; Ary faingana mba hanome hery
Ny finoako ..feno fandrika eo anoloako
Feno zava-manahirana tsy mora sedraina
Refrain :
Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy
Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino
Fantatray fa be fitiavana ianao
Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany
Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana.
. ou, ou, ou, ou, ou, ou
2
Betsaka ireo ho very ...satria maro ny fitaka
Maro no milaza fa ianao dia bé fitiavana
Mpampianatra ny Lalan'ny Ray
Nefa vitsy ireo hanarak'izany....
Efa voasoratra fa maro no tia fahafinaretana
Mihoatra noho n'y fitiavana anao..
Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy
Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino
Fantatray fa be fitiavana ianao
Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany
Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana.
. ou, ou, ou, ou, ou, ou
Mifona e! Mifona sy mibebaka......
mifona..(mifona e)..
Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy
Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino
Fantatray fa be fitiavana ianao
Ianao irery Jesosy..,
ianao irery ihany,.. ianao irery ihany..
Ianao.......irery ...,.i
1 Aleuloia ,aleuloia, aleuloia Ianao Jesoa no mpamonjy,sady Ilay mahery Mpanjaka,. Mpanavotra ..,mpamela heloka..! Indro: atolotray ny fonay.. Henoy; Ary faingana mba hanome hery Ny finoako ......ou, ou, ou, feno fandrika eo anoloako Feno zava-manahirana tsy mora sedraina Refrain : Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino Fantatray fa be fitiavana ianao Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana. . ou, ou, ou, ou, ou, ou 2 Betsaka ireo ho very ...satria maro ny fitaka Maro no milaza fa ianao dia bé fitiavana Mpampianatra ny Lalan'ny Ray Nefa vitsy ireo hanarak'izany.... Efa voasoratra fa maro no tia fahafinaretana Mihoatra noho n'y fitiavana anao.. Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino Fantatray fa be fitiavana ianao Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany.... Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana. . ou, ou, ou, ou, ou, ou 3 Mifona e! Mifona sy mibebaka..mifona..(mifona e... 1 Aleuloia ,aleuloia, aleuloia Ianao Jesoa no mpamonjy,sady Ilay mahery Mpanjaka,. Mpanavotra ..,mpamela heloka..! Indro: atolotray ny fonay.. Henoy; Ary faingana mba hanome hery Ny finoako ..feno fandrika eo anoloako Feno zava-manahirana tsy mora sedraina Refrain : Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino Fantatray fa be fitiavana ianao Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana. . ou, ou, ou, ou, ou, ou 2 Betsaka ireo ho very ...satria maro ny fitaka Maro no milaza fa ianao dia bé fitiavana Mpampianatra ny Lalan'ny Ray Nefa vitsy ireo hanarak'izany.... Efa voasoratra fa maro no tia fahafinaretana Mihoatra noho n'y fitiavana anao.. Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino Fantatray fa be fitiavana ianao Ianao irery Jesosy, ianao irery ihany Ianao Ilay nirahana...!ianao Ilay zanaka lahy tokana. . ou, ou, ou, ou, ou, ou Mifona e! Mifona sy mibebaka...... mifona..(mifona e).. Ho afaka izahay raha ianao no mamonjy Ho afaka izahay raha ianao no Mihaino Fantatray fa be fitiavana ianao Ianao irery Jesosy.., ianao irery ihany,.. ianao irery ihany.. Ianao.......irery ...,.i
音乐风格
Instrument évangélique choir, male singer, female singer, piano, violon, flute, guitare acoustique, drum and bass, synth

你可能会喜欢

歌曲的封面Arop trefol man
v6 Mini

由 Eddy Frebie 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面Que Viva la Naturaleza
v6 Mini

由 Maria del mar Caicedo 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面보고싶은 여인
v4.5

由 HeeJoong Park (VISC) 使用 Suno AI 创建

相关播放列表

歌曲的封面Tideglass
v6 Mini

由 Rossel Odiel 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面Klub
v4.5

由 Wojciech “Boyka” Witczak 使用 Suno AI 创建