Gjhv

1071

由 Florence FARANJANAHARY 使用 Suno AI

Gjhv
v4

@Florence FARANJANAHARY

Gjhv
v4

@Florence FARANJANAHARY

lyrics
Omena tsiny ve aho
Ra mba hilazako aminao
Izay ato ampo, fa ianao dia tiko tokoooo
Sahirana ihany alooo

Tsy afaka ny hanery aho satria
Raha ny tiko de ho doria
Ny antsika rou, mba ho lafatra tokoooo
Nefa indrisy, aleo ho izao ihany aloo

Manahy aho mantsy sao ho lavinao
Raha izany no misy, ny foko ho simba tsotra izao
Noho izany aleoko mangina, mangina irery otrizao
Matahotra aho sao tsy ho tia ahy anao

Fa ny tsikinao, ny feonareo, ny endrikao, mambabo ahy
Tia anao daholo ny ahy ny fo sy fanahy
Ka tsy hilaza aho satria, tsy ho andriko ilay eny sa tsia
Aleoko namako ianao de zay, sao hamparary ahy
音乐风格
Guitare acoustique avec un peu de kabôsy

你可能会喜欢

歌曲的封面a Pietro
v4

由 ROSSELLA Cortina 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面MUQADER
v4

由 Mohamd Yousaf 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面Газ
v4

由 Артём Новиков 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面С добрым утром любимая
v4

由 Владимир Мельников 使用 Suno AI 创建

相关播放列表

歌曲的封面المغرب الجديد
v4

由 Farid Sadki 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面Extecionistas
v4

由 Catarina Ubisse 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面ONLY LOVE, ONLY YOU
v5

由 Jerzyna K 使用 Suno AI 创建

歌曲的封面ابنة الشمس
v4

由 Mesaa.66 najar 使用 Suno AI 创建