Fiantefako

927

Música criada por Maminiaina Rajaofetra com Suno AI

Fiantefako
v4

@Maminiaina Rajaofetra

Fiantefako
v4

@Maminiaina Rajaofetra

Letra da música
Finaritra aho ry Tompo o o

Fa mitoetra eo anilanao

Efa ela aho no naniry izao

Ka anio izao tanteraka.

Fa tiako ho fantatrao Jesosy o

Fa tiako loatra Ianao.

Tsy misy hatakaloko o o

Rehefa eo Ianao miaro ahy

Rehefa eo Ianao mitantana ahy.

2. Ianao Jesosy irery ihany



No tokana efa ato am-po.

Ka reharehako izany

Manana Anao anilako.

Koa faly aho ry Tompo o o

Faly fa miaraka Aminao

Tsy misy iriko mihoatra izao o

Ny hiaina eo anilanao,

Hamaky izao fiainana izao.

3. Kanefa izaho ry Tompo o o



Malemy mora reraka

Ka ny angatahiko Aminao o

Omeo hery hatanjaka aho.

Ka aza avelanao irery aho

Arovy ambany elatrao

Ny fiainako Tompo anjakao o

F(a) efa natokako ho Anao

Ho Anao irery hatramin’izao.

4. Mpanjaka tokako Ianao



Manjaka ao anatiko ao

F(a) efa voatokako ho Anao o

Ity ny tenako anjakao

Ka tsy hanahy intsony aho.

Satria efa mahatoky Anao

Ary fantatro fa Ianao o

No hany lala-marina.
Estilo de música
Classic Rock, Joy, Coloratura Soprano

Você pode gostar

Capa da música Вышивка...
v4

Criado por Светлана Вайвадене com Suno AI

Capa da música Люби меня!
v4

Criado por Yuriy Shabaltsov com Suno AI

Capa da música NabzeMan
v4

Criado por Eslami com Suno AI

Capa da música Biología, Mira
v4

Criado por ANGHELO ANDRE TORRES ÑAUPARI com Suno AI

Lista de reprodução relacionada