Letra da música
(Andininy 1)
Anio aho de irery, mibanjina ny kintana
Ny foko tsy manahy, ny hiti mbola tsy vizana
Tsy mitomany aho, na malahelo ny lasa
Fa mianatra miaina, ny amireo zay mbola kinasa.
(Bridge)
Tsy maika aho sanatri, fa mankafy ny anio
mbola hoavy ilay ho dori, anao voady madio.
(Chorus)
Irery aho anio, fa tsy ataoko ampanahy
mikasika ny hoaviko, tsyho baraingo ho mandrakizay
Tsy hoe resy aho akory, na miandry olonampitouny
iainako ny fiainako, ra fijalina aoka louny
(Andininy 2)
Ny fahanginana anio, no ataoko ampianatra ahy
Hiaina ho irery, analavitra fankampanahy
Tsy hanery ny lahatra, na koa ande hisendrôtra
maniry fitiavana marina, tsy ho vetivety de itrôtra.
(Bridge)
Tsy maika aho sanatri, fa mankafy ny anio
mbola hoavy ilay ho dori, anao voady madio.
(Chorus)
Irery aho anio, fa tsy ataoko ampanahy
mikasika ny hoaviko, tsyho baraingo ho mandrakizay
Tsy hoe resy aho akory, na miandry olonampitouny
iainako ny fiainako, ra fijalina aoka louny
(Chorus avec choral)
Irery aho anio, fa tsy ataoko ampanahy
mikasika ny hoaviko, tsyho baraingo ho mandrakizay
Tsy hoe resy aho akory, na miandry olonampitouny
iainako ny fiainako, ra fijalina aoka louny...