Zany vehivavy zany
v4

@Tiavina Willemsen

Zany vehivavy zany
v4

@Tiavina Willemsen

가사
[Verse 1]
Izany vehivavy izany
Nomeko ny hatanorako
Vao tojo azy aho dia avy hatrany
Mihetsi ketsika ny hadalàko

Izany vehivavy izany
Navahako tanatin’ny maro
Fa Nahafaly izy, nampitomany
Ary tena hita fa nahasaro-piaro

[Chorus]
Tsara tarehy
matoa
nambabo ahy
Tsara tarehy no
tsara fanahy
Tsy hitanareo
nefa tsy aiza fa Eo
anilako eo
Mibanjina ahy,
mandray ny tanako
Manoro koroka ahy,
miantso ny anarako
Tsy renareo,
zaho anefa to mandre ilay feo
Eny o !

[Verse 2]
Izany vehivavy izany
No mahalala ny tantarako
Tsaroko tsara mbola izy ihany
Namadi badika ny anarako

Izany vehivavy izany
Anisan’ny tena be fiti avana
Tsy anjely akory izy
fa olona ihany
Ka nefa hita fa ti havana

[Bridge]

[Chorus][Slow]
Mahalala izany
ny fianakavina
Mahatsapa izany
ireo namana tinà
Fa izy anié,
sady masika no tsotra be
Tsy hitanisà
ireo izay nampiny à
Fa tsy hita isà
reo izay nitalaho
Fa novonjeny
Na ireo ankizy
na ireo ray aman-dreny
Eny o !

[Verse 3]
Izany vehivavy izany
Namela mamy any za nany
Nangatahako ny Ray
any ambony any
Mba handeha tsara
ny fianarany
Izany vehivavy izany
Hiraiko mba ho
fahatsiarovana
Tsy hisento intsony a
na hitomany
Satria ny foko
efa torovàna

[Chorus][Slow]
Fantatrareo fa
tsy latsaka akory
Fantatrareo fa
tsy hipody intsony
Nefa na izany ny embona azy
Dia mitoetra eny ihany
Na ny voàdy nifanoloranay
Sy ny adiady
izay nifanaovanay
Tantaranay ka nahatonga ahy hanao
Izay hira izay
Izay o!

[Verse 4]
Izany vehivavy izany ! (2)
Ny embona azy dia mitoetra eny ihany
Izany vehivavy izany ! (2)
No nahatonga ahy hanao izay hira izay

[Fade Out]
음악 스타일
Sound Texture, Pop, Romantic, catchy, Female Voice

당신은 좋아할 수도 있습니다

노래 표지 Where the Earth Still Sings
v5

Suno AI을 사용하여 Jerzyna K에 의해 생성됨

노래 표지 Crederci sempre ...
v4.5

Suno AI을 사용하여 Roberto Lazzaris Bertoldi에 의해 생성됨

노래 표지 Reggae roots para la droga
v4

Suno AI을 사용하여 Benja Nicolas에 의해 생성됨

노래 표지 Під Божим захистом
v4

Suno AI을 사용하여 Світлана Козинець에 의해 생성됨

관련 재생목록

노래 표지 DHRHER
v4

Suno AI을 사용하여 Valeria Balogh에 의해 생성됨

노래 표지 Wine Splash Toast
v4

Suno AI을 사용하여 Shimon Kraitman에 의해 생성됨

노래 표지 Nyaralunk
v4

Suno AI을 사용하여 Erika dr.Lázár에 의해 생성됨

노래 표지 OD JEDNEGO TATUAŻU
v5

Suno AI을 사용하여 slawomir에 의해 생성됨