Gg
v4

@Djim's Brada

Gg
v4

@Djim's Brada

歌詞
[intrô]:
Eeeee ee ee eeee
E e eee e ee eeee
Nanananana
Djiiim's ou uuuuuuuuuuuuuuummmmm

[Vers 1]:
Olala, tonga gny année scolaire
Hianatra, fa niala gne vacances
Fa nikisaka gne tanà
Da hiala gne akama

[Pré-Refrain]:
Fa iaho vaovao
Tsy Mahalala gny Atsimo sy Avaratry
[Plusieurs voice]: (Atsimo sy Avaratry)
Teo nanomboka gne tantara
[Plusieurs voice grand]:(Teo nanomboka gne tantara)


[Réfrain]:
Lasa jamba jamba an'iaho
Vo nahita anao
[Plusieurs voice petit]: (Vo nahita anao)
Lasa tsy alèse an'i aho
Voh nandré feo nao
[Plusieurs voice grand]: (voh nandré feo nao)

[Vers 2]:
Nangata fagnampia tame namako
An'iaho [Plusieurs voice grand]:( Mba hiresahako aminao)
Fa mamay, miresaka aminao iaho mamay
Satria iaho lasa Tia

[Pré-Refrain]:
Iao mba nagnandragny hiresaka amin'azy
[Plusieurs voice grand]:(Fa tsy niasany loa, fa tsy niasany loa)
Marary marary!
[Plusieurs voice grand]: ay aiaa ai aaa ! Mizaly

Ôoo rô Stania, Ôoo rô Stania
[Plusieurs voice grand]: Anao gny mahavery gne fagna

[Réfrain]:
Tiako anao ro, tiako anao
Da sagnatria gny handao
Tiako ra anao gny ataoko Malala
Satria mahita anao mila ho lasa adala

Stania, Stania
Tiaaaaako! Anao anao anao
(Nananana! Nananana!)
(Sa ve anao efa managna olo tianao hafa)
音楽のスタイル
Afro beat

よろしければ

曲のカバー Romanoff
v4

Gergő Piroska が Suno AI を使用して作成しました

曲のカバー 슈팅 스타
v4

a b が Suno AI を使用して作成しました

曲のカバー Папа мой
v4

Наталія Іванова が Suno AI を使用して作成しました

曲のカバー salmanbk89k@gmail.com
v4

Salman Baloch が Suno AI を使用して作成しました

関連プレイリスト

曲のカバー صوت القبيلة
v4

حفظ الله が Suno AI を使用して作成しました

曲のカバー Tylko jeden telefon
v5

slawomir が Suno AI を使用して作成しました

曲のカバー Cassino e Livro
v4

adailton fm が Suno AI を使用して作成しました

曲のカバー 다대포 5
v4

HeeJoong Park (VISC) が Suno AI を使用して作成しました