Misy vaovao tsara. Eto mafitodika Misy cour langue anglais. Amin'ny style américain Ramousé Aina mikarakara. Mpampianatra tena tsara. Midira aza misalasala. Aza sao de tara.
Anglish langue club. ETO mafitodika. Anglish langue club. Midira aza misalasala. Anglish langue club. ETO mafitodika. Anglish langue club. Midira aza misalasala.
Fianarana no lova. Tena tsara indrindra. Andao hiova. Amin'ny tsara indrindra. N'y mahay Tsy MBA very. ETO Mada n'a any ampita. Don,t Wish for it. Work for it. Izay no filamatra. Ny hoavy ny taranaka.
Anglish langue club. ETO mafitodika. English langue club. Midira aza misalasala. Anglish langue club. ETO mafitodika. Anglish langue club. Midira aza misalasala.
Thanks mister AINA.
Don,y whish for it work for it.
Dada production.
Anglish langue club. Eto mafitodika. Anglish langue club. Midira aza misalasala