Tsy kinia

60

由Nekena Angelo Andrian 使用Suno AI

Tsy kinia
v4

@Nekena Angelo Andrian

Tsy kinia
v4

@Nekena Angelo Andrian

lyrics
.
Yes yaya ,KEN’JO GORAH

Yes ake , zay zay
[ken’jo on the beats]
[chorus]
Tsy aiko na akory enao any eh!
Ny aty aloha tena manzamany eh!
Ny alahelo anao mampitomany
Nefa tsy afak’oofoanako ny elanela-tany
Inooko fa ny aty sy ny any alooh mitovy ihany
Sami tsy ampy tsy ampy tsy ampy anle afanana euh ee
Tsapako eto ny angomany euh ee

[prechorus]
Aza manahy enao fa rah ny aty tsy manadino
Tsy fahitako Anao atramzao to tsy mapino
Nefa atao ahona moa zah tsy afaky ny anino
Refa malahelo ny saroritsika roo fihin’ko oô oô

[refrain]
Tsy aiko alooh ny am toi
Fa ra we ny amnah
Tsy masaraka eah!,nefa zeiny tsy kinia a a

Tsy aiko alooh ny am toi
Fa ra we ny amnah
Tsy masaraka eah!,nefa zeiny tsy kinia a a
[instrumentale]

[chorus]
Ô beby zah nie fa hoavy euh!
Fa miandry kely vita travy euh!
Ny foko ato efa oorioory,mivadibadika isak’alina tsy Mba mahita toory
Nefa manatena tsika mbola hifakaita
De Mba misy love love mba mifampiepita euh ee
Refa fafaona tsika euh ee

[prechorus]
Aza manahy enao fa rah ny aty tsy manadino
Tsy fahitako Anao atramzao to tsy mapino
Nefa atao ahona moa zah tsy afaky ny anino
Refa malahelo ny saroritsika roo fihin’ko oô oô

[refrain]
Tsy aiko alooh ny am toi
Fa ra we ny amnah
Tsy masaraka eah!,nefa zeiny tsy kinia a a

Tsy aiko alooh ny am toi
Fa ra we ny amnah
Tsy masaraka eah!,nefa zeiny tsy kinia a a
[instrumentale]

[style beats]
[Gospel refrain]

Tsy aiko alooh ny am toi
Fa ra we ny amnah
Tsy masaraka eah!,nefa zeiny tsy kinia a a

Tsy aiko alooh ny am toi
Fa ra we ny amnah
Tsy masaraka eah!,nefa zeiny tsy kinia a a

KEN’JO on the beats
音樂風格
UK Drill, future, Dramatic Alto, 120-160 BPM

你可能會喜歡

歌曲的封面سلو
v4

由 OMR Alomr 使用 Suno AI 建立

歌曲的封面Nie Śpię Już
v5

由 Jerzyna K 使用 Suno AI 建立

歌曲的封面SĄSIAD Z PASSATEM
v5

由 slawomir 使用 Suno AI 建立

歌曲的封面Dailin bella mia
v4

由 yoel ramos 使用 Suno AI 建立

相關播放列表