Ho anao

1100

Musik skapad av lovamandresy med Suno AI

Ho anao
v4

@lovamandresy

Ho anao
v4

@lovamandresy

Text
️Ho anao
Kaloiko ankira. Fa IANAO tsy ho voakosoka. Ato antsaiko s ato apoko velively ,N'y fisinao no tsikiko,N'y fonao no lapako,️IANAO no hovimbiniko,Naiza Naiza lalako. Izay iainanao no iainako izay mapahory anao no faha-valoko,Dia atolotro ho anao n'y fiainakoka ho tohanako raha sendra mijaly, Ireo sangisangy s'y n'y tsikitsikinao, No hany fahasambarana ho ahy,ka ho ahy irery IANAO Ary ho ahy mandrakizay

Tiko anao ka Tiko
Tena tsy haiko ho faritana fa ianao ilay tena niriko
Resinao tanteraka ny amiko manotolo, hitoetra eo anilanao foana ny fitiavako

Ho anao
Kaloiko ankira. Fa IANAO tsy ho voakosoka. Ato antsaiko s ato apoko velively ,N'y fisinao no tsikiko,N'y fonao no lapako,️IANAO no hovimbiniko,Naiza Naiza lalako. Izay iainanao no iainako izay mapahory anao no faha-valoko,Dia atolotro ho anao n'y fiainako,ka ho tohanako raha sendra mijaly, Ireo sangisangy s'y n'y tsikitsikinao, No hany fahasambarana ho ahy,ka ho ahy irery IANAO Ary ho ahy mandrakizay

Tiko anao ka Tiko
Tena tsy haiko ho faritana fa ianao ilay tena niriko
Resinao tanteraka ny amiko manotolo, hitoetra eo anilanao foana ny fitiavako
Musikstil
Jazz Rap, Romantic, Alto, 80-120 BPM

Du kanske gillar

Relaterad spellista

Cover av låten Naomi mi niña
v4

Skapad av janeth sotelo flores med Suno AI

Cover av låten Novio mio
v4

Skapad av Lina María Mesa med Suno AI

Cover av låten RK
v4

Skapad av 潘睿騏 med Suno AI

Cover av låten Lara
v4

Skapad av Imre Korodi med Suno AI