Lasa

678

Music Created By Tiavina Willemsen With Suno AI

Lasa
v4

@Tiavina Willemsen

Lasa
v4

@Tiavina Willemsen

Lyrics
[Verse 1]
Lasa tsy naharitra aho mba hitady
Ilay hasambarana
Any ambadika any ho any
Ny veloma narahi nao tomany
Tsy mety ho hadinoina
Hatrany anatiko any
Toa tsy haiko
Ny hanao veloma anao
Andao ireto maso nao manganohano

[Verse 2]
Tsy nahatsiaro vizan aho raha nioty
Ireo vonikazonao
Tany an-tany lavitra
Fa ny mody
Ny ho eo anilanao
No hany fanafody
Hamalifaly anao
Maika érii aho
Ny hamaki vaky iroun
A lina mangina
Feno faho rina

[Prelude]...

[Verse 3]
Tonga sy niserana aho; Ka dia niantso aho
Dia nipararetra feo
Ka dia nanjoretra teo ...
Nikotaba aho
Nikaroka anao
Ny feoko sy ny teny
Mba hiverenanao
Ka ny maso, ny rano mito reo,
Nanoritra tomany nifarana teo

[Bridge]

[Verse 4]
Fa veloma
Tsy fantatra intsony ....
Ny ho avy hitanisa
Andrasana hampitony ..
Avelao aho
Anao veloma anao ...
Hangina samy irery
Tsy ahatsiaro anao ...
[Slow]
Lasa tsy nahandry anao
Nefa izao ...
dia mitamberina eto indray
Rehefa tojo ny andro iray

[Fade End]
Ooh, ooh, ooh
Style of Music
Pop, Sound Texture, Nostalgia, Sadness, Female Voice, 60-80 BPM

You Might Like

Cover of the song Patryk wierny jak Nikt
v5

Created By slawomir With Suno AI

Cover of the song Somos un gran equipo
v4

Created By Lourdes Diaz Carmona With Suno AI

Cover of the song a mayra 1
v4

Created By Moyro With Suno AI

Cover of the song JAVIER
v4

Created By Primum Gradus / Primum Radio Radio online With Suno AI

Related Playlist