Ny fitia

1136

Musica creata da Tanteliniaina Raharimanana con Suno AI

Ny fitia
v4

@Tanteliniaina Raharimanana

Ny fitia
v4

@Tanteliniaina Raharimanana

Testi
Titre : Fitia Tsy Mety Maty
Style musical : Romantic Malagasy acoustic ballad, gentle acoustic guitar fingerpicking, emotional love song, warm and intimate atmosphere, 75 BPM, beautiful male and female duet, expressive vocals, rich harmonies, professional studio recording, clear sound, heartfelt performance.
Lyrics :
[Verse 1 – Male Vocal] Ny fitiavako anao, androany aho hanambara
Fa ny fitiavako anao dia tsy manatsahala
Fitia tsy hay faritana fa mandoro ny ao anaty
De natokako ho anao ilay fitia tsy mety maty
[Chorus – Male & Female Duet] Fitia tsy mety maty, fitia tsy ho voafetra
Natokana ho atsika, tsy hitambarana am rehetra
Fitia hafa mintsy, tena vitsy mpanana
Fitiavan'olombitsy, feno fahasambarana
[Acoustic Guitar Interlude]
[Verse 2 – Female Vocal] Fitia tsy mety maty, fitia hafa kely
Fitiavana ao anaty, tsy voafafa velively
To fitia miredareda, mandoro mahamay
Fitia tsy mba hihena, fitia mandrak' izay
[Chorus – Male & Female Duet] Fitia tsy mety maty, fitia tsy ho voafetra
Natokana ho atsika, tsy hitambarana am rehetra
Fitia hafa mintsy, tena vitsy mpanana
Fitiavan'olombitsy, feno fahasambarana
[Final Chorus – Powerful Duet] Fitia tsy mety maty, fitia tsy ho voafetra
Natokana ho atsika, tsy hitambarana am rehetra
Fitia hafa mintsy, tena vitsy mpanana
Fitiavan'olombitsy, feno fahasambarana
[Outro] Soft acoustic guitar, fading harmonies, romantic ending.
Voix souhaitées :
Homme : voix chaude, romantique, émotionnelle.
Femme : voix douce, claire, mélodieuse.
Refrains : harmonies riche
Stile di musica
Slow

Potrebbe piacerti

Copertina della canzone Peti, várj még
v4

Creato da Kevin Barta con Suno AI

Copertina della canzone Контристиль
v4

Creato da Кулханыс Усенбаева con Suno AI

Playlist correlata

Copertina della canzone perdi
v4

Creato da jinot malo con Suno AI

Copertina della canzone شيماء
v4

Creato da معاذ اليريسي con Suno AI

Copertina della canzone День Малина
v4

Creato da Александр Белошицкий con Suno AI

Copertina della canzone Ola
v4

Creato da Paweł Janyga con Suno AI