eto foana aho

98

Música creada por Dera Solohery Razafimpiry con Suno AI

Portada de la canción eto foana aho
eto foana aho
v6 Mini

@Dera Solohery Razafimpiry

Portada de la canción eto foana aho
eto foana aho
v6 Mini

@Dera Solohery Razafimpiry

Letra
ETO FOANA AHO
PONT:
1- Rehefa maizina ny lalana diavintsika roa,
Ny tanako tsy hiala aminao akory,
Na rivotra mangatsiaka aza no mitsoaka,
Ny foko efa voafatotra aminao hatrany
Ny masonao no jiro manazava ahy,
Ny tsikinao no hery iainako isan’andro
Na ho lavitra azan y lalantsika indraindray
Ny fitiavako tsy ho levona mandrakizay
REFRAIN:
Eto foana aho, ho anao mandrakizay
Na inona hitranga, tsy hiala tsy hiala
Eto foana aho, hiaro sy hitia
Ianao irery ihany no safidiko
Eto foana aho, raha sendra tomany
Ho soroka hianteheranao mandrakariva
Eto foana aho, ry fitiavako ô
Ny fontsika roa tsy ho sarahana intsony.
2- Rehefa reraka ny fonao sy ny sainao
Avelao aho ho toeranao hianalao sasatra
Ny nofintsika ho tanteraka tsikelikely
Raha miaraka isika, tsy misy tsy ho vita
Ny dianao rehetra ho arahiko hatrany
Na amin’ny andro mamy na amin’ny
andro mangidy
Satria ianao no antony iainako
Ary izaho ho anao, mandrakizay tsy miova
REFRAIN:
Eto foana aho, ho anao mandrakizay
Na inona hitranga, tsy hiala tsy hiala
Eto foana aho, hiaro sy hitia,
Ianao irery ihany no safidiko
Raha ho avy ny andro ratsy tsy maintsy
handalovantsika
Aza matahotra, fa eto aho,
Tsy handao anao
Ny fitiavantsika toy ny afo tsy mety maty
Mirehitra ao am-po,
Tsy ho faty mandrakizay.
REFRAIN FINAL:
Eto foana aho; ry aina malalako
Ho namanao sy ho fitiavanao
mandrakizay,
Eto foana aho, tsy hiala aminao
Madra – pahatapitry ny andro iainatsika.
ETO FOANA AHO PONT: 1- Rehefa maizina ny lalana diavintsika roa, Ny tanako tsy hiala aminao akory, Na rivotra mangatsiaka aza no mitsoaka, Ny foko efa voafatotra aminao hatrany Ny masonao no jiro manazava ahy, Ny tsikinao no hery iainako isan’andro Na ho lavitra azan y lalantsika indraindray Ny fitiavako tsy ho levona mandrakizay REFRAIN: Eto foana aho, ho anao mandrakizay Na inona hitranga, tsy hiala tsy hiala Eto foana aho, hiaro sy hitia Ianao irery ihany no safidiko Eto foana aho, raha sendra tomany Ho soroka hianteheranao mandrakariva Eto foana aho, ry fitiavako ô Ny fontsika roa tsy ho sarahana intsony. 2- Rehefa reraka ny fonao sy ny sainao Avelao aho ho toeranao hianalao sasatra Ny nofintsika ho tanteraka tsikelikely Raha miaraka isika, tsy misy tsy ho vita Ny dianao rehetra ho arahiko hatrany Na amin’ny andro mamy na amin’ny andro mangidy Satria ianao no antony iainako Ary izaho ho anao, mandrakizay tsy miova REFRAIN: Eto foana aho, ho anao mandrakizay Na inona hitranga, tsy hiala tsy hiala Eto foana aho, hiaro sy hitia, Ianao irery ihany no safidiko Raha ho avy ny andro ratsy tsy maintsy handalovantsika Aza matahotra, fa eto aho, Tsy handao anao Ny fitiavantsika toy ny afo tsy mety maty Mirehitra ao am-po, Tsy ho faty mandrakizay. REFRAIN FINAL: Eto foana aho; ry aina malalako Ho namanao sy ho fitiavanao mandrakizay, Eto foana aho, tsy hiala aminao Madra – pahatapitry ny andro iainatsika.
Estilo de música
Male Voice

Te podría gustar

Lista de reproducción relacionada

Portada de la canción Patio sin plástico
v6 Mini

Creado por ALEXIS RONALDO SULLON URBINA con Suno AI

Portada de la canción Ködös Vadászlábnyom
v6 Mini

Creado por Gergely Mészár con Suno AI

Portada de la canción Wywalone
v4.5

Creado por Wojciech “Boyka” Witczak con Suno AI