Tsy maintsy tafita

1179

Musik erstellt von Fara kelyfan mit Suno AI

Tsy maintsy tafita
v4

@Fara kelyfan

Tsy maintsy tafita
v4

@Fara kelyfan

Text
(verse 1)
Na de vitsy aza, ny lalana mety atafavôka
ne be reo fankampanah, iroso aho tsytsôka,
Na hitambatra aza, ny orambaratra sy rivo-mahery
efa aiko fa ho mazana, f'izaho tsy anaik ho resy.
(Bridge)
Ny lalana hodiaviko, tsyanjaza fa tsyampanahy
ary ekeko fa tsylaviko, andreseko fankampanahy.

(Chorus)
Tsy maintsy tafita aho, n'inoun'inon'itranga
ilay tanjoko tsho avelako, ikirizako lalandava
Na mafy aza ny ady, efa tafit'aho ao antsaiko
zay kely misy ataoko ampy, mba tsianingoutra ny aiko.
Tsy maintsy tafita lesy aho.

(verse 2)
Na maro ireo mpitsara, reo mitsiker'ahy
ireo te anadala, mandrebireby hatramizay
tsy anao ny tsy fanao aho, ra mbola velon'aina
f'anao zay azoko atao, tsyandany andro itaraina .
(Bridge)
Ny lalana hodiaviko, tsyanjaza fa tsyampanahy
ary ekeko fa tsylaviko, andreseko fankampanahy.

(Chorus & Choeur)
Tsy maintsy tafita aho, n'inoun'inon'itranga
ilay tanjoko tsho avelako, ikirizako lalandava
Na mafy aza ny ady, efa tafit'aho ao antsaiko
zay kely misy ataoko ampy, mba tsianingoutra ny aiko.
Tsy maintsy tafita lesy aho.

(Chorus & Choeur & sing)
(Tsy maintsy tafita aho, n'inoun'inon'itranga
ilay tanjoko tsho avelako, ikirizako lalandava)
(Na mafy aza ny ady, efa tafit'aho ao antsaiko
zay kely misy ataoko ampy, mba tsianingoutra ny aiko).
Tsy maintsy tafita lesy aho. (ooouuhhhhhh....)
Tsy maintsy tafita lesy aho
Musikstyle
Country, Calmness, Male Voice, 60-80 BPM

Du magst vielleicht

Cover des Liedes Kiedy 2
v4

Erstellt von Krzysztof Rydel mit Suno AI

Verwandte Playlist

Cover des Liedes الشيف توفيق
v4

Erstellt von Tawfik Azmy mit Suno AI

Cover des Liedes دار العلم
v4

Erstellt von KIMO TV mit Suno AI

Cover des Liedes Szabad a lelked
v4

Erstellt von J H mit Suno AI