Avy ao Ziona,Izay tena fahatsaran-tarehy,no hamirapiratan'Andriamanitra.Hasehon'ny lanitra ny fahamarinany,fa Andriamanitra no mpitsara.Mihainoa ry oloko fa hiteny aho;ry israely o,fa hanambara aminao aho,izaho no Andriamanitra dia Andriamanitrao
النمط من الموسيقى
Malagasy salegy and reunion sega fusion instrumental, fast tropical groove, electric guitar lead, energetic percussion, bass rhythm, festive dance atmosphere, studio quality